|
|
|
|

Teny iditra1  kankana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Biby kely lavalava mivelona any anaty tany (kankanjila sy kankandoroka) na ao anaty tsinain' ny olombelona (sakoitra)
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a worm
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] ver
Ohatra  6  Misy kankana io zaza io na ny tenanao. [1.381#]
7  Atao vakisiny sy omena odin-kankana izy. [2.117#]
Voambolana  8  Fahasalamana
9  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Sampanteny 
10  Mpamaritra :
Tovy hevitra  11  hankana
Mpanahaka  12  sakoitra, viky
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny kankana io
Lahatsoratra  22  Randzavola: kankana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21