Teny iditra (1/7) | 1 karàna |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy | 3 Kinga, fetsy ratsy, fatsaka. [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay | 4 habile, rusé, roué [1.3#313] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/7) | 6 karana |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Voambolana |
8 Haiaina |
Fanazavàna teny malagasy | 9 (fihasimban' ny hoe harana). 10 Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato [1.1] |
Tovy hevitra | 11 rikarikan-taolana |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/7) | 13 karana |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny frantsay | 15 armature, canevas [1.13] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/7) | 18 karaña |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Voambolana |
20 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) 21 Fifamoivoizan-tsambo |
Fanazavàna teny frantsay | 22 brisants. (rìva). [Tankarana] [1.19] |
Teny iditra (5/7) | 23 Karàna |
Sokajin-teny | 24 anaran-tsamirery (olona) |
Voambolana |
25 Tantara |
Fanazavàna teny malagasy | 26 Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Indes (Azia atsimo): Anisan' ny mahantra eran-tany ny Karana na Hindou noho ny habetsahany, nefa misy manana tapitr' ohatra koa [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy | 27 an East Indian or Pakistanese [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay | 28 Indien ou Pakistanais [1.8]29 Indien, Hindou [1.13] |
Tsanganana sy sary iray takila |
30 Fitanisana |
Teny iditra (6/7) | 31 Karàna |
Sokajin-teny | 32 anaran-tsamirery (ara-baiboly) |
Voambolana |
33 Soratra Masina |
Fanazavàna teny anglisy | 34 Cheran [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay | 35 Kerân [2.996] |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 36 Toko sy andininy momba Karàna |
Tsanganana sy sary iray takila |
37 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 38 Karàna, karana, karaña, karàna, Karàna, karana, karaña, karàna, Karàna, karana, karaña, karàna, Karàna, karana, karaña, karàna |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/31 |