Teny iditra | 1 karambavy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [karam-bavy] fatsora-vavy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#313] femme rouée |
Ohatra |
5 [2.996] satria ny tempoly nataon' ny jentily karandahy sy karambavy, feno filerana amam-pahavetavetana, niray tamim-behivavy teo amin' ny kianja masin' ny tempoly ny lehilahy, sady nitondra ny zavatra voarara, ho eo; |
Singan-teny | 6 karàna, vavy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |