Teny iditra | karandahy (karàna, lahy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | [ karan-dahy ] fatsora-lahy [Rajemisa 1985] | |
Fandikana frantsay | homme roué [Abinal 1888] | |
Ohatra | satria ny tempoly nataon' ny jentily karandahy sy karambavy, feno filerana amam-pahavetavetana, niray tamim-behivavy teo amin' ny kianja masin' ny tempoly ny lehilahy, sady nitondra ny zavatra voarara, ho eo; [Baiboly: 21.6.4] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |