|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  karetsaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fandehanana haingana, dia miverina tsy ela; fifamoivoizana amim-pahakingana ary mailaka.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a rapide passage to and fro
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] passage rapide
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)12  karetsaka
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1] Hidim-baravarana misy vatany roa: ny iray lahim-panalahidy mih ombo amin' ny lelavaravarana, ny iray kosa fidirany mihombo amin' ny batana, ka rehefa mitsofoka ao amin' ilay fidirany ny lahim-panalahidy dia mihidy ny trano
15  [1.13] karazana hidim-baravarana
Fanazavàna teny anglisy  16  [1.7] a bolt for a door
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.8] verrou, targette
18  [1.13] crémone, espagnolette, targette
Ohatra  19  ny hidin-trano tsivalan-kazo efa mba nosoloana karetsaka; [2.285#]

Fivaditsoratra  20  akaretsak, karatsake, karetsaka, saketraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21