Teny iditra | 1 kasaina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Heverina, ampoizina: Raharaha inona no kasainao hatao rehefa lehibe? |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be intended, to be resolved |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#315, 1.8] Qu'on se propose 6 [1.3#315] à quoi on se prépare, qu’on attend 7 [1.8] qu'on a l'intention de faire |
Ohatra |
8 [2.69#] Raha zavatra fikasa dia kasaina; |
Fototeny | 9 kasa |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny kasaina io |
Fivaditsoratra | 15 akasany, asakany, ikasana, isakana, kasaina, kasiana, -kasiana, nasaika, nasakay, nasiaka, sakaina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/07 |
![]() |