Teny iditra | 1 kasaina |
Fototeny | 2 kasa |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Heverina, ampoizina: Raharaha inona no kasainao hatao rehefa lehibe? [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to be intended, to be resolved [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 Qu'on se propose [1.3#315, 1.8] 7 à quoi on se prépare, qu’on attend [1.3#315] 8 qu'on a l'intention de faire [1.8] |
Ohatra |
9 Raha zavatra fikasa dia kasaina; [2.69#] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 14 ikasana, isakana, kasaina, kasiana, sakaina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/23 |