Teny iditra (1/3) | 1 katroka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Feno isa tsara, tsy latsaka na manana amby: Valopolo amby zato ariary katroka tsara no nividianako io akoho io |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the same, exactly: roapòlo àndro kàtroka: exactly 20 days |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] le même, exactement |
Ohatra |
6 Feno efa-bolana katroka ny fanompoanay tao. [2.643#] 7 Na dia izany aza anefo rehefa olom-pirenena feno 18 taona katroka dia azo ampiandreiketina fitantanan-draharaha ao an-tokantranon' ny fikambanana. [2.114#] |
Sampanteny |
|
Teny nalaina | 9 Soratra misy io teny katroka io |
Teny iditra (2/3) | 10 katroka |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.78] [Bezanozano]
dona, fidonana, ady Fifandonana; fihaonana misy fifamelezana; ady tsy mifampitsitsy |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 19 katroka |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
21 [1.19] [Tankarana]
démonter un fusil. |
Fivaditsoratra | 22 akatrok, katroka, kotraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |