Teny iditra | 1 kely saina |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Singan-teny | 3 kely, saina |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] jereo marivo saina |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] not very smart |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] pas trop intelligent, bête |
Mpanahaka | 7 fohy saina, tery saina, maivan-tsaina, maivan-doha, kely atidoha, marivo salosana, tanora fanahy, malady ofana |
Fivaditsoratra | 8 asakeliny, kely saina, sinelakay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |