Teny iditra | 1 kely ra |
Singan-teny | 2 kely, ra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ny olona izay kely ny ra amin' ny tenany ka osa sy reraka izy |
Tovy hevitra | 5 lany ra, tsy ampy ra |
Fivaditsoratra | 6 kely ra, lekary |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |