Teny iditra tsy ampy ra
Singan-teny tsy ; ampy ; ra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny olona izay kely ny ra amin' ny tenany ka osa sy reraka izy [1.1]
Tovy hevitra kely ra ~ lany ra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19