Teny iditra kely saina (kely, saina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy jereo marivo saina
Mitovy hevitra: fohy saina ~ kely atidoha ~ maivan-doha ~ maivan-tsaina ~ malady ofana ~ marivo salosana ~ tanora fanahy ~ tery saina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy not very smart [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay pas trop intelligent, bête [Hallanger 1974]

2012/07/11