Teny iditra | ketraky | |
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe ketraka | |
Ohatra | Hevero fa niaritra ny famelezana mafy nafitsoky ny mpanota taminy izy, mba tsy ho ketraky ny fanarian-toky hianareo
[2.996] | |
Teny iditra | ketraky | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] malazo [1.78] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Détendu, calme [1.82] | |
Teny iditra | ketraky | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Tany lemaka [1.78] | |
Fivaditsoratra | kekitra, ketraky, ketrika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/08 |