Teny iditra (1/2) | 1 ketrina |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ilazana ny olona tsy mahalala na tsy manao zavatra tokony ho fantany, kely saina, tsy ampy saina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] stupid |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] stupide |
Ohatra |
6 [2.996] Fa ketrina sy adala avokoa izy rehetra |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 8 foka, adala, donto saina, donàna velona, taraiky, vendrana |
Teny iditra (2/2) | 9 ketrina |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
11 [1.7] fold, wrinkle |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.8] pli, ride |
Fivaditsoratra | 13 ketrina, kinetra, kitrane, raketin |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |