|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  vendrana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mihenjana, misokatra kely ny hodimaso: Vendrana hatrany an-kibon-dreniny io zaza io
Adaladala, tsy mahay na inona na inona: Olona vendrana ve no iaraha-miasa ka aiza no ho tsara ny zavatra atao !
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny vendrana io

Teny iditra (2/3)12  vendrana
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1] Karazana hazandrano
Voambolana  15  Haibiby: trondro

Teny iditra (3/3)16  vendraña
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.78] [Sihanaka] herana
19  [1.78] [Tanala] herana marani-dravina
Fanazavàna teny frantsay  20  [1.196] (de vendranina : action d'ouvrir une tige dans le sens de la longueur et d'en retourner l'écorce, comme on le fait pour préparer cette matière). Nom de diverses Cyperaceae utilisées en sparterie.
Nom malgache relevé anciennement par Rochon (p. 313 de son Voyage aux Indes), avec l'orthographe fantaisiste « Vuendrang ». C'est surtout Cyperus latifolius Poir. (Cyperaceae) qui est ainsi nommée dans cette région. [Betsimisaraka]
Scleria griegifolia (Ridl.) C.B.Clarke (Cyperaceae). Le nom malgache est généralement prononcé vendragna dans le Betsileo. Signalé par Dubois, etc. [Merina]
21  [Betsileo] surtout Cyperus latifolius var. herana (Cherm.) Cherm. ; Voir aussi herana. Malzac écrit seulement « Petit jonc, herbe aquatique ».

Très apprécié pour la confection des nattes, chapeaux, etc. [Sihanaka]

Voambolana  22  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  25  avendran, navendra, vendraña, vendrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08