Teny iditra (1/2) | 1 ketsa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.19] [Tankarana]
dartre. (ampary). |
Voambolana |
4 Fahasalamana |
Tovy hevitra | 5 kesa |
Teny iditra (2/2) | 6 ketsa |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Vary maniry mbola hafindra: Maitso mahafinaritra ny ketsa 9 [1.13] zana-kazo mbola hafindra |
Fanazavàna teny anglisy |
10 [1.7] young rice plants to be transplanted |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.8] jeune plante de riz 12 [1.13] plant; semis de riz 13 [1.196] (toute l'île) Semis, jeunes plantes. Surtout ceux du riz, Oryza sativa L. (Poaceae) lorsque celui-ci est semé en pépinière avant d'être repiqué dans la rizière proprement dite |
Ohatra |
14 ketsa tanora no naketsanay tamin' izany. [2.445#] 15 Ariary folo sy telonjato no ho nahavita ny ketsa. [2.332#] |
Voambolana |
16 Toe-karena: fambolena 17 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 23 fafimboly |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Ohabolana | 41 Ohabolana misy io teny ketsa io |
Fivaditsoratra | 42 ketsa, tseka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |