Teny iditra (1/2) | 1 kiana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 tsiny, kilema [1.10] 4 tsiny kely, kilema tsy dia manao ahoana [1.1] |
Ohatra |
5 Tsy misy kiany itý sary itý, na dia kely aza [1.3] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 kiana |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 iavian' ny hoe makiana [1.10] 14 Enti-milaza toetra mora vaky. [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 fragilité, facilité à se casser, à se briser [1.3] |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 18 anika, inaka, kaina, kiana, niaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |