|
|
|
|

Teny iditra1  kiborim-boatavo
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ny voam-boatavo vao mandatsaka ka mbola eo ny voniny
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] L'ovaire fécondé de la citrouille, Cucurbita maxima Duch., après la chute du périanthe
Voambolana  5  Haizavamaniry
Singan-teny  6  kibory, voatavo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07