|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kilany
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Vatan-kazo noloahana ho toy ny lakan-kely atao fihinanan-kisoa: "Ny omby mahazo ny mololony manao tsako sesilany / ny kisoa miosanosana, mifandrombaka an-kilany" (Dox)
Mpanahaka  4  tavin-kisoa, karabe, lokaloka

Teny iditra (2/3)5  kilany
Fototeny  6  kilaka
Sokajin-teny  7  anarana kilaka sy mpisolo

Teny iditra (3/3)8  -kilany
Sokajin-teny  9  anarana hila, hilana sy mpisolo

Fivaditsoratra  10  Ankily, kaliny, kilain, kilany, -kilany, kinaly, kinila, lakiny, nailik, nikaly, nilika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05