Teny iditra kilaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Teny enti-milaza anjara fananan' ny vehivavy, izay tsy inona fa omby [1.1]
Haiendriteny 
Tsotra : kilaka, kilako, kilakao, kilany, kilatsika, kilakay, kilakareo, kilak', kila-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31