Teny iditra | 1 kinarakara |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karakaraina, voakarakara, raharahaina tsara Voaisy karakara |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#312] qu’on a mis en treillis, dont on a eu soin, préparé, surveillé, administré |
Fototeny | 5 karakara |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 voakarakara |
Fivaditsoratra | 10 ikarakaran, irakarakan, karakarain, kinarakara, nikarakara, nirakaraka, rakarakain |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |