Teny iditra voakarakara (karakara)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay qu’on a mis en treillis, dont on a eu soin, préparé, surveillé, administré [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra kinarakara
Ohatra 
1nisy tsy voakarakara ny zavatra rehetra, ary ny halatra dia foana mihitsy. [Rasamuel: Zanakantitra]
2ary, rahefa voakarakara izany rehetra izany, tongava, Ranary, hilaza ny zava-bita. [Profita: Ranary]
3Toy ny sampy kely mihitsy izy roalahy ireo fa raha tsy izany tsy voalanja sy tsy voakarakara tsara ny entana. [Rakotonandrasana: Tantsaha]

Nohavaozina tamin' ny 2021/03/01