Teny iditra kirihitra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hazo madinidinika miara-maniry, mitsitokotoko eny an-dohasaha na an-kavoana. [Rajemisa 1985]
 hazo madinika sy akata mifandringitra [SLP 1986]
Fandikana anglisy shrubs, brush, bushes [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay arbrisseaux, broussailles [Hallanger 1974]
 fourré, taillis [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra kirihitr' ala
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Tendrombohitra havoana Andringitra, be ala kirihitra, sy hazo majinika, sy vato, sy ampanga; [Callet: Tantara, takila 17]
2Rehefa sasatra dia maka aina kely eny am-pototry ny' hatafa aloha, na mitady vontaka eny amoron' ny kirihitra, fa mitahiry hatsiatsiaka ireny voankazon' ala ireny. [Rajaonarivelo: Bina, takila 24]

Teny iditra Kirihitra
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na teatira)
Mpanoratra Rafenomanjato Charlotte-Arrisoa
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31