Teny iditra | 1 kirihitrala |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1][kirihitr' ala] hazo madinika maro, mitambatra ho ala kely; ala kely mivondrona sy matevina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] A wood of shrubs or small trees. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.196] Nom donné aux broussailles, à la végétation dense mais de petite taille qu'on trouve, en général, sur les sommets rocheux et les sols squelettiques. Perrier de la Bâthie parle souvent de « broussailles éricoïdes» c'est-à-dire ressemblant aux bruyères, pour désigner une telle végétation. C'est une formation primitive qu'il ne faut pas confondre avec les « savoka » à philippia (Ericaceae). Ces derniers se développent après destruction de la forêt primaire d'altitude par l'homme. |
Ohatra |
6 [2.499#109] Tao anaty kirihitr' ala kely izao izy vao nijanona 7 [1.437#] Ambohitsoa dia fasana mitandahatra betsaka no teny, ka be vero sy kirihitrala. 8 [2.508#] Heniheny, alan-kerana, alan-kisatra ary kirihitrala no betsaka teny talohan'ny naha-tanimbary azy. |
Voambolana |
9 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Singan-teny | 10 kirihitra, ala |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |