|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kirihitra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3#335] très petit, menu
4  [1.196] désignant tout ce qui est petit, menu

Teny iditra (2/3)5  kirihitra
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Hazo madinidinika miara-maniry, mitsitokotoko eny an-dohasaha na an-kavoana.
8  [1.13] hazo madinika sy akata mifandringitra
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.7] shrubs, brush, bushes
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.3] broussailles
marmaille
11  [1.8] arbrisseaux, broussailles
12  [1.13] fourré, taillis
Ohatra  13  Tendrombohitra havoana Andringitra, be ala kirihitra, sy hazo majinika, sy vato, sy ampanga; [2.48]
14  Rehefa sasatra dia maka aina kely eny am-pototry ny' hatafa aloha, na mitady vontaka eny amoron' ny kirihitra, fa mitahiry hatsiatsiaka ireny voankazon' ala ireny. [2.499]
Voambolana  15  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Tovy hevitra  16  kirihitr' ala
Kamban-teny 
Lohateny  18  Kirihitra (Rafenomanjato Charlotte-Arrisoa)

Teny iditra (3/3)19  Kirihitra
Singan-teny  20  kirihitra
Sokajin-teny  21  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  22  Haisoratra: boky
Mpanoratra  23  Rafenomanjato Charlotte-Arrisoa

Fivaditsoratra  24  Kirihitra, kirihitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17