|
|
|
|

Teny iditra1  kivikivy
Fototeny  2  kivy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [duplicatif diminutif] [1.3]
Ohatra  6  kivikivy ny mpivory. [2.270]
7  Tsy ela anefa i Tovo dia indro tamy nanatona azy mivady, kivikivy. [2.895]
8  Ny omaly tsy miova, rahavana, hoy Rahona kivikivy, fa izao entin-dry Rivotra mivezivezy toy ny firaka hatakalo izao. [2.5]
Sampanteny 
9  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  10  kivikivy, vikiviky

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20