|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kobaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] fanetsiketsehana rano na zavatra ao anaty rano
fanasokana ny lamba na zavatra hafa ao anaty rano mba hanadiovana azy
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] agitation d'un liquide, d’une chose gluante ou d’un objet remué dans un liquide
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Lohateny  11  Kobaka (Mahaleo)
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny kobaka io

Teny iditra (2/3)13  kobaka
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.3] manière de jouer au fanorona en poussant le pion du milieu
Voambolana  16  Kilalao

Teny iditra (3/3)17  Kobaka
Singan-teny  18  kobaka
Sokajin-teny  19  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  20  Mahaleo
Mpanonta printy  21  , 1992

Fivaditsoratra  22  akobak, bakoka, bokaka, kaboka, Kobaka, kobaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08