|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kobay
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazam-pery vokatry ny mikraoby azo amin' ny fahalotoam-pitondran-tena. (Toa mamorofotra kely foana no fisehoan' ny kobay voalohany, dia mandroso ihany ka manjary toy ny hatina, izay potsitra dia tonga fery)
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#343] Comme Kibay.
Voambolana  5  Fahasalamana

Teny iditra (2/3)6  kobay
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.78] [Bara] tehina, kibay
9  [1.78] [Sihanaka] kibay
10  [1.78] [Taisaka, Bezanozano] tehina
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.19] [Tankarana] bâton.
Tovy hevitra  12  kibay, kobay bory
Kamban-teny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny kobay io

Teny iditra (3/3)15  kobay
Fototeny  16  koba
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana kobaina [Fitanisana]

Fivaditsoratra  18  aboik, akibo, baiko, bikao, bikoa, boaky, boika, bokai, kiboa, Kiobà, kobai, kobay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21