|
|
|
|

Teny iditra1  kodedika
Fototeny  2  dedika
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Miteny haingana sy miboredika; olona miteny an-kisesy ka mila tsy ho fantatra ny teniny fa mifangaro.
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] who speaks defectively
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#345', 1.8] bredouilleur
7  [1.3#345] qui a un défaut de langue et dont la parole est inarticulée et précipitée
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Anarana :

Fivaditsoratra  11  kadidoke, kodedika

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28