Teny iditra mikodedika (kodedika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bezanozano] miboredika [Rakotosaona 1975]
 Miteny haingana ka mila tsy ho fantatra ny teniny fa mifangaro: Mikodedika izy rehefa miteny ka manahirana ny mihaino azy
Mitovy hevitra: miboredika ~ mikodadaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikodedika
nikodedika
hikodedika
mikodedeha
Teny mitovy hevitra mikodedy

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/14