Teny iditra |
kodiaran > kodiarana
(kodia)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Kodia afaka mihodinkodina andehanan' ny bisikileta, kalesy na fiara [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A wheel [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Roues Boules que les enfants font rouler sur un plan incliné [1.3]
|
| Roue [1.8]
|
Ohatra |
1 | Ny kodiarana an-kavanana no voa.
[2.332]
|
2 | Indreo nanitsy lalana ny kodiarana, dia lasa koa iny.
[1.281]
|
3 | Nanapaompy ilay kodiarana nifetaka rehetra ilay mpila voatsihary.
[2.4]
|
|
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
|