Teny iditra (1/2) | 1 kolikoly |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Tambitamby misy hafetsena, fanaovana izay hahafaly mba hanambakana 4 Vola omena mpiasam-panjakana ivelan' ny karamany mba hanambatam-tiazana azy hanao zavatra ho an' ny tena manokana: Nandray kolikoly indray Rakoto 5 Tsolotra, gaina, kojikojy, kejokejo, totohondry vola, sisi-bola. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 coaxing; a bribe [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 cajolerie; pot-de-vin [1.8] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 13 kolikoly |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
15 Prémices de la récolte qu'il convenait d'offrir au seigneur. Surtout pour la culture du riz. [Betsileo]
[1.196] |
Voambolana |
16 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 17 kolikoly, lokiloky |
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/30 |