Teny iditra | 1 koloina |
Fototeny | 2 kolo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.13] amboarina sy karakaraina fatratra 5 [1.62#625] tezaina sy beazina saina, fo sy fanahy hanana toetra sy mendrika araka ny fitsipi-pitondran-tena mifanandrify amin' ny fomba amam-panaon' ny fiarahamonina ivelomana ary mitatra amin' ny fiarahamonina hafa: Koloina mba hanana fahaiza-miaina sy fahaiza-manao ary hanana ny maha izy azy ny taranaka tandremana sy karakaraina ary kokakojaina fatatra mba ho soa sy haharitra: Tsy ny saina sy fo amam-panahy ihany no koloina fa ny vatana indrindra koa |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] entretenu, cultivé |
Ohatra |
7 [2.445#81] Zava-dehibe tokoa ny kolontsaina ka koloina sy tehirizina fatratra. |
Fivaditsoratra | 8 alokony, aloniko, ilokoan, ilonako, kinaolo, koloina, lokoany, lokonay, naoliko, nilokoa, nokaloi, nolakoi |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |