Teny iditra kolo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fototeny ahazoana sampanteny, toy ny koloina, mikolo
Mitovy hevitra: kajy ~ kaly ~ tandrina [Akademia 2005]
Sampanteny 

Teny iditra kolo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] fitomany valala, finaonana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra kolo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] hanina, sakafo [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

Teny iditra kolo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] pipa [Rakotosaona 1972]

2019/05/07