Teny iditra kolontsaina niharan' ny fanjakazakana
Singan-teny kolontsaina ; iharana ; fanjakazakana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fampidirana ankolaka na mivantana ny riba vahiny ao amin'ny tany iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Acculturation [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/27