Teny iditra konokono
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo mitovitovy amin' ny paoma ny habeny, amin' ny antokon' ny anonacées, iray zarazana amin' ny keridebefo (coeur de boeuf) nampidirina teto. Misy voany lehibe fihinana, malemy, mamy somary maharikivy kely ary misy fofona canelle indrindra, izany no anaovan' ny Vazaha azy hoe pomme canelle. Eo amin' ny volana Marsa ka hatramin' ny Mey no fahavokarany. Be azy ao amin' ny faritany andrefana: Soalala ka hatrany Toleara. [1.10]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Coeur de boeuf. [1.19]
  [Sakalava, Tankarana] (probablement de kononkonona : action de d'épier en cachette, de convoiter quelque chose). Annona squamosa L. (Annonaceae). La « Pomme cannelle », arbre fruitier introduit et cultivé mais qui s'est naturalisé dans le Nord et le Nord-Ouest de l'île. Le nom de konokonombazaha (confirmé par les forestiers. S.F. 4314), semble attester qu'on donnait antérieurement le nom konokono à un arbre forestier autochtone, probablement celui-là même qu'on appelle aujourd'hui korofeta. [1.196]
Anarana siantifika Annona squamosa
Voambolana 
Tovy hevitra koropetaka ~ konokonombazaha
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/30