Teny iditra kopa-droa
Singan-teny kopaka ; roa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza varavarana iray izay misy lelany roa mipetaka amin' ny tolàna havia sy havanana [1.1]
Ohatra 
1Niampy varavarana kopadroa indray ireo. [2.59]
2ary ny varavarana samy kopadroa, ary ny lela varavarana roa samy nisy takelaka roa misavily, takelaka roa amin' ny lela varavarana iray, ary takelaka roa amin' ny lela varavarana iray hafa. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/31