|
|
|
|

Teny iditra1  kopa-droa
Singan-teny  2  kopaka, roa
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza varavarana iray izay misy lelany roa mipetaka amin' ny tolàna havia sy havanana
Ohatra  5  Niampy varavarana kopadroa indray ireo. [2.59#]
6  ary ny varavarana samy kopadroa, ary ny lela varavarana roa samy nisy takelaka roa misavily, takelaka roa amin' ny lela varavarana iray, ary takelaka roa amin' ny lela varavarana iray hafa. [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/31