|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kopoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fihetsika sy fikofohan' ny olona voafatotra na voabeda mba hahafaka azy
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)9  kopoka
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.78] [Bara] sarona, takotra, rakotra

Teny iditra (3/3)12  kopoka
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.196] (de kopoka : couvercle. Allusion au couvercle des urnes de cette plante). Nepenthes madagascariensis Poir. (Nepenthaceae). Très curieuse plante carnivore dont les feuilles sont transformées en urnes pourvues d'un couvercle et peuvent capturer les Insectes. Ceux-ci sont ensuite digérés par la protéase que secrète une glande. (Nom noté par Grandidier, fichier manuscrit). [Betsimisaraka]
Voambolana  15  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  17  akopok, kopoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02