Teny iditra | 1 mikorododo |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Malady, maika: Mitaitay hivady ny tanora ankehitriny, ka tsy mahagaga raha mikorododo hisaraka |
Fototeny | 4 korododo |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 dodona, maika, malady, malaky |
Fivaditsoratra | 10 korododoim, mikorododo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |