|
|
|
|

Teny iditra1  korododo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1#511] Fandroahana biby na fanirahana olona ka dodona fatratra; fanaitairana sesilany mba hampirifatra sy hanafainganana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#357] Empressement de quelqu’un qui court, le bruit des pas précipités d’une foule; action de pousser un troupeau en avant, de chasser, de poursuivre
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21