Teny iditra | 1 kotaba |
Fototeny | 2 taba |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Antsoantso mafy miharo dondòna sy paipaika ka mahatonga feo tsy ifandrenesana: Inona ihany izao kotaba be izao, rankizy? |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] disorder, noise |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.54] tapage 7 [1.8] tapage, désordre |
Voambolana |
8 Feo |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 15 korataba |
Fivaditsoratra | 16 atobak, botaka, kotaba, taboka, tobaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |