Teny iditra | 1 Koto |
Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Anarana iantsoana zazalahy kely (mitovy amin' ny "bozy" ho an' ny zazavavy kely ) |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a common name for little boys |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] nom de garçon |
Ohatra |
6 hanina ny tokantrano kany hahita an' I koto sy Kala ary ny vady malala no mamelovelo ao am-pony. [2.470] |
Voambolana |
7 Fanampin' anarana (lahy) |
Tsipelina hafa | 8 ikoto |
Mpanahaka | 9 bozy, ikalakely |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 11 Koto, toko |
Nohavaozina tamin' ny 2022/11/15 |