Teny iditra | Kotokelimiadilaona | ||||||
Singan-teny | Koto ; kely ; miady ; laona | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Antokon-kintana efatra somary andrefana kelin' ny vahindanitra, izay mamiratra tsara manaitra ny maso [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Les pléiades [1.3] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Voambolana | Haikintana | ||||||
Tovy hevitra | miadilaona | ||||||
Tsipelina hafa | Ikotokelimiadilaona ~ Kotokely miady laona | ||||||
Mpanahaka | telonohorefy | ||||||
Fivaditsoratra | Kotokelimiadilaona, kotokely miady laona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21 |