|
|
|
|

Teny iditra1  Kotokelimiadilaona
Singan-teny  2  Koto, kely, miady, laona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Antokon-kintana efatra somary andrefana kelin' ny vahindanitra, izay mamiratra tsara manaitra ny maso
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] Les pléiades
Ohatra  6  Mahavona ny kofehin'ny ikotokelimiadilaona va ianao, ary mahavaha ny Telonohorefy? [2.996]
7  Curiously enough, the Malagasy appear to have given names only to these two prominent clusters of stars. The Pleiades they call Kotokeli-miadi-laona"/> -- i.e. "Little boys fighting over the rice mortar"; while the three stars of Orion's belt they call Telo-no-ho-refy -- i.e. "Three make a fathom." [2.459]
8  Manao ireo kintana lehibe Izy, dia ny Bera sy ny Telonohorefy ary ny Ikotokelimiadilaona sy ireo kintana maro any atsimo, Izy no nahary ny Orsa, ny Telonohorefy, ny kotokelimiadilaona, ary ny lafin' ny lanitra atsimo. [2.996#]
Voambolana  9  Haikintana
Tsipelina hafa  10  ikotokelimiadilaona, kotokelymiadylaona
Tovy hevitra  11  miadilaona
Mpanahaka  12  telonohorefy
Teny nalaina  13  Soratra misy io teny Kotokelimiadilaona io

Fivaditsoratra  14  Kotokelimiadilaona, kotokely miady laona

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21