|
|
|
|

Teny iditra1  lafiratsy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] ambadika na atin-javatra; voho
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] inconvénient
envers; revers
Ohatra  5  [4.27#2007/02/28] Ahitana fomba fiasa telo samihafa, izay ahitana lafitsarany sy lafiratsiny, kanefa nefa sarotra ampiarahina izy ireo raha te-hitazona ny andrim-panjakana ho azo folahina
Singan-teny  6  lafy, ratsy
Haiendriteny 
7  Tsotra :
8  Ny ankehitriny :
Tohi-kevitra  9  lafitsara
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  fisilatra, lafiratsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21