|
|
|
|

Teny iditra1  lafitsara
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.13] avantage
parement
Ohatra  4  [4.27#2007/02/28] Ahitana fomba fiasa telo samihafa, izay ahitana lafitsarany sy lafiratsiny, kanefa nefa sarotra ampiarahina izy ireo raha te-hitazona ny andrim-panjakana ho azo folahina
Singan-teny  5  lafy, tsara
Haiendriteny 
6  Tsotra :
7  Ny ankehitriny :
Tohi-kevitra  8  lafiratsy
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12