Teny iditra lafitsara
Singan-teny lafy ; tsara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Avantage
Parement [1.13]
Ohatra Ahitana fomba fiasa telo samihafa, izay ahitana lafitsarany sy lafiratsiny, kanefa nefa sarotra ampiarahina izy ireo raha te-hitazona ny andrim-panjakana ho azo folahina [4.27]
Haiendriteny 
Tsotra : lafitsara, lafitsarany, lafitsaran', lafitsaran-, lafitsaram-
Ny ankehitriny : -dafitsara, -dafitsarany, -dafitsaran', -dafitsaran-, -dafitsaram-
Tohi-kevitra 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/10