Teny iditra lafy tsarany sy lafy ratsiny
Singan-teny lafy ; tsara ; ratsy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Entina milaza ny fisian' ny atiny sy ivelany amin' ny fitafiana, na ny toetra tsara sy ratsy mety hananan' ny olona na zavatra iray [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01