|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lahasa
Fototeny  2  lahatra, asa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.10] (lahatra sy asa) raharaha atao, indrindra ny ataon-tanana toy ny fambolena: Inina indray no lahasa any aminareo izao? Ny manetsa izao no tena lahasa. Ny fanaovan-trano koa izao no lahasa maharevo ny olona any
5  [1.1] Asa, raharaha: Mizara lahasa amin' ny mpiasa
Zavatra atao, taozavatra: Atombohy ny lahasanareo fa aza laozanareo miresaka eo
Asam-pambolena: Ny vadi-bainga no anisan' ny lahasa mafy amin' ny fambolena
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] work, an occupation
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3] travail, occupation, ouvrage, se dit surtout du travail des champs
8  [1.8] travail, occupation
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Anarana :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny lahasa io

Teny iditra (2/2)13  lahasa
Sokajin-teny  14  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.10] fandokoan-javatra toy ny kofehyna lamba
16  [1.1] Loko manjamanja
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.3] teinture

Fivaditsoratra  18  hasala, lahasa, sahalà, sahala

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08